Mahagaga tokoa 'ty fandalovana ity
Na dia izao aza dia hita fa mahafinaritra ery
Izay no lalàna ka tsy hamakian-doha
Hararaoty fotsiny ny andro hahazoan-tsoa! oh!oh!ooh!!
Mahagaga tokoa 'ty fandalovana ity
Na dia izao aza dia hita fa mahafinaritra ery
Izay no lalàna ka tsy hamakian-doha
Hararaoty fotsiny ny andro hahazoan-tsoa.
Hatanorana mamin-tsika tokoa!
No hirahan-tsika izao amin’ny fo!
Indrindra moa raha misy ny fitiavana
Dia ho fahatsiarovana izay tsy mba!
Misy indraindray ireo olàna te hiseho!
Vahao dia manga foana ny lanitra avy eo
Sarobidy anie izao taonan-tsika izao
Sao ho tara ka ho nenina ny anao
Sao ho nenina!, izy no manao.
Tantano anie (Tantano anie)
Fa matetika dia tampoka ny sazy
Hevero ihany ny naha olombelona!!!
Fa mahery tsy maody, tsy ela velona.
Hatanorana mamin-tsika tokoa
No hirahan-tsika izao amin’ny fo!
Indrindra moa raha misy ny fitiavana
Dia ho fahatsiarovana izay tsy mba ho
Hatanorana mamin-tsika tokoa!
No hirahan-tsika izao amin’ny fo!
Indrindra moa raha misy ny fitiavana
Dia ho fahatsiarovana izay tsy mba!
Ieh!! hiiii!, o!o!o! oh o!!!