Raha toa hirahira ny fitia
Raha toa ny fitia ka vavaka,
Raha toa ny fitia ka adalana,
Ho meloka anoloan’ny fitsarana,
Mandritra ny androm-piainanao
Tiavo aho hatrany ankoatra,
Ny fontsika hiaraka hivoatra
Zay ela indrindra azo atao,
Hisakaizan-tsika sy ianao.
Raha toa ny hanambadiana,
Tsisy afa tsy hiterahana,
Satriko izy hitovy aminao,
Raha toa ny fitia ka toy ny ady,
Hiezaka aho amin-dry zalahy,
Mandritry ny androm-piainanao.
Tiavo aho hatrany ankoatra
Ny fontsika hiaraka hivoatra
Izay ela indindra azo atao
Hisakaizan-tsika sy ianao
Fa raha ny fitia no enti-mitia
mandritry ny androm-piaiananao
Tiavo aho hatrany ankoatra
Ny fontsika hiaraka hivoatra
Izay ela indindra azo atao
Hisakaizan-tsika sy ianao