Haiko hoe manomboka amiko ny fiovana
Matotra aho manoloana ny fahasamiafana
Eo amin'izay misy ratra izaho feon'ny fifamelana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Izao no fotoana, fotoanan'ny fiovana
Hofaniko ny saiko hankamamy hatsarana
Izaho feon'ny fitiavana eo amin'izay misy fankahalana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Vohaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Eh eh eh ! isika iray, isika anie mahery
Rehefa mitambatra isika, masoandro mibaliaka
Isika iray, isika anie mahery