My peace and my seniörita
rehefa sendra lay' masitsika
Netsika sy enao mafana anh (mahatamana)
Hafa mintsy lay' mintsy anao euh!
Ny ao antsaiko efa ainao tsianjery
Tamana aminao aho.. tsy te iala aminao aho
Ny anilanao ihany no itako mety
Otran'ny tsy eto antany,ny ambiroa lasanao any
Na de be mpankahala aza de:::::
Zah' mba hoento misidina any
Omeo anah ary lay' faha sivy kiala
Dia hajao lay' safidiko oa
Fa tsy vitako rah' 'zah rery
My peace and my seniörita
rehefa sendra lay' masitsika
Netsika sy enao mafana anh (mahatamana)
Ankiniko aminao ny olako mba vahao
Fa lay' hanitrao,manembona ah
De aza omenao tsiny amnzany fa babo aho
Fa raha sitrakao fa hoento, ny hemboka fito areheto
'zay no matonga anah mikozy
Hoe ny mpanatsatso avelao
F'andao hi-fly zao sy ianao
De tsy henoko tsony reo mpitsara
Orokoroka kely de mahamamo
To mamy lotra oa ne le love
Zay no natonga anah nikozyi
Hoe ny mpanatsatso avelao
F'andao hi fly zay sy enao
My peace and my seniörita
rehefa sendra lay' masitsika
Netsika sy enao mafana anh (mahatamana)