‘Za hoa Jesosy mangetaheta mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’ny foko rehetra mangataka rano Aminao
Aiza dia Ianao ndray no hangataka amiko e, omeko fa tsy hampindramiko e !
‘Za hoa Jesosy mangetaheta mangataka rano Aminao e !
Maniry mafy amin’ny foko rehetra mangataka rano Aminao
Aiza dia Ianao ndray no hangataka amiko e, omeko fa tsy hampindramiko e !
Matsaka Aminao ny Fanahy, Ianao fanomezan’ny Ray
Matsaka Aminao ny Fanahy, tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy ô ! Miankohoka aho
Voninahitra eee ! Voninahitra eee !
Ho an’Andriamanitra Irery ihany e, any an-danitra any !
Voninahitra eee ! Voninahitra eee !
Ho an’Andriamanitra Irery ihany, ety an-tany !
‘Za Jesosy e mangetaheta mangataka rano Aminao e !
Amin’ny fanahin’ny fahamarinana no hiderako Anao e !
Ho fahafaham-po hampifaly indray ny fon’Andriamanitra Ray
‘Za hoa Jesosy e mangetaheta mangataka rano Aminao e !
Amin’ny fanahin’ny fahamarinana no hiderako Anao e !
Ho fahafaham-po hampifaly indray ny fon’Andriamanitra Ray
Matsaka Aminao ny Fanahy, Ianao fanomezan’ny Ray
Matsaka Aminao ny Fanahy, tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy ô ! Miankohoka aho
Voninahitra eee ! Voninahitra eee !
Ho an’Andriamanitra Irery ihany e, any an-danitra any !
Voninahitra eee ! Voninahitra eee !
Ho an’Andriamanitra Irery ihany e e, ety an-tany !
ieeehhh, hoavy e ! Hivavaka amin’ny fahamarinana !
(ieeehhh, hoavy e ! Hivavaka amin’ny fahamarinana !)
ieeehhh, hoavy e ! Hivavaka amin’ny Fanahy !
(ieeehhh, hoavy e ! Hivavaka amin’ny Fanahy !)
Izay no tadiaviny e ! izay no tadiaviny e !
Izay no tadiaviny e ! Andriamanitra Ray lolohavina e !
Voninahitra eee ! Voninahitra eee !
Ho an’Andriamanitra Irery ihany e, any an-danitra any !
Voninahitra eee ! Voninahitra eee !
Ho an’Andriamanitra Irery ihany, ety an-tany !