No Indro Izy nandao ny lanitra (Noho ianao)
Nilaozany ny lapa soa (Noho ianao)
Hanananao fiadanam-po (ahhhhh)
No nihafiny mafy kapoka (ahhh)
Ka nandrovitra ny fony (Ahhh)
Kanefa izaho toa tsy miraika (tsy miraika)(tsy miraika)
Kanefa ianao toa mbola tsy mety mangoraka
Aoka ny famindrapo , Hanaraka azy re
Jereo ty olonao, ry be fiantrana be
Jesosy o mamela ny hadalana vita
Izay mbola nataoko taminao
Ianao anie hanome fanahim-pahendrena ato anatiko
Etseho ny fitiavanao , torio ny sitraponao
Noho ianao , noho ianao, noho ianao
Noho ianao, no niaretany ireo jaly re
No nanekeny hofaty, ijaly teo
Ny lefona sy fantsika, Nalentika nalatsadra
Ny rany latsaka tamin'iny no fanadiovana
Kanefa izaho toa tsy miraika
Kanefa ianao toa mbola tsy mety mangoraka.
Aoka ny famindrapo , Hanaraka azy re
Jereo ty olonao, ry be fiantrana be
Jesosy o mamela ny hadalana vita
Izay mbola nataoko taminao
Ianao anie hanome fanahim-pahendrena ato anatiko
Etseho ny fitiavanao , torio ny sitraponao
Aoka ny famindrapo , Hanaraka azy re
Jereo ty olonao, ry be fiantrana be
Jesosy o mamela ny hadalana vita
Izay mbola nataoko taminao
Ianao anie hanome fanahim-pahendrena ato anatiko
Etseho ny fitiavanao , torio ny sitraponao
Hahita ny fitiavanao manokana
He sambatra tokoa, fa manana mpamonjy soa.