Raha mandalo any ihany ianareo
'Zahay aty tsy manadino havanareo
Raha tonga aminay ianareo
F'izahay anie vonon-kandray anareo
Ny an-tanàna zalahy tena mahafinaritra
Misy ny havanay tsirairay
Raha tonga aminay ianareo
F'izahay anie vonon-kandray anareo
Manajà vahiny eee oyaa x2
Ianao koa tonga aminay any x2
Milaoka gisa sy barawa ianao ee
Ny makalioka sy apango magnitry ee
Manajà vahiny eee oyaa x2
(Tsy vahiny fa an-tanàna)
Raha mandalo any hoy aho ianareo
(Dia hovoaray tsara ianareo)
Mandalova matetika tse aa
Raha tonga aminay any ianareo e x2
Laoka gisa sy barawa ny ao e
Makalioka sy apango magnitry e
Eee ianao koa tonga aminay anh
Tefaka tefaka tefaka mirefodrefotra
Ampiarahina amin'ny hira maresaka x2
Merci amin'ilay angorondaona zama a
Manajà vahiny eee oyaa x2
Ianao koa tonga aminay any x2
Milaoka gisa sy barawa ianao ee
Ny makalioka sy apango magnitry ee
Manajà vahiny eee oyaa x2
Manajà vahiny eee oyaa x2
Ianao koa tonga aminay any x2
Milaoka gisa sy barawa ianao ee
Ny makalioka sy apango magnitry ee
Manajà vahiny eee oyaa x2