Sy gidragidra izay mandalo
Fenoy fety, fenoy masoandro
REF: Korana foana mandavan-taona
Tsy misy aloka fa androany mihiratra
Tsisy hadalana ,aza ialana
Tsisy hisy hamefy tarehy resy
Tsikitsiky tsara, iaraha-mahalala
Maharomotra ireo izay mankahala
Mankahery ireo manodidina
REF: Korana foana ,mandavan-taona
Tsy misy aloka,fa androany miratra
Tsisy hadalana ,aza hialana
Tsisy hisy hamefy tarehy resy
Tsinjovy ny aina , mahaiza maka herin-tsaina
Tsinjovy ny aina , ka mampifalifaly
Aza malaina ,mahaiza maka herin-tsaina
Tsinjovy ny aina , ka mampifalifaly ] x3
REF: Korana foana ,mandavan-taona
Tsy misy aloka,fa androany mihiratra
Tsisy hadalana, aza ialana
Tsisy hisy hamefy tarehy resy
Mandavan-taona tsy misy aloka,
Saina sy fo (saina sy fo ),tony tokoa
Tsisy hadalana ,aza hialana
Tsisy hisy hamefy tarehy resy
[ Oe ! oe ! oe ! oe ! oe ! ] x4