Dia ny Lanitra ho vantaninay
Mandalo tsy maharitra ny tany
Ny firaisankina re no hery
Hoentina mandresy faha-valo
Mifanohana mifanampy pifampijery
Tsy mila tambiny tsy miandry izay, takalo
Fiainana ao anaty Sambo fiara
Milamina tsy misy ohatr'izany
Fiainana ao anaty Sambo fiara
Mirindra mira-zotra hatranihatrany
Fiainana ao anaty Sambo fiara
Milamina tsy misy ohatr'izany
Falifaly, tsikitsiky,no mameno ny androm-piainanay
Kalokalo,dihy mozika,no mandravaka ny dianay
Ny firaisankina re no hery
Hoentina mandresy faha-valo
Mifanohana mifanampy pifampijery
Tsy mila tambiny tsy miandry izay takalo
Fiainana ao anaty Sambo fiara
Milamina tsy misy ohatr'izany
Fiainana ao anaty Sambo fiara
Mirindra mira-zotra hatranihatrany
Fiainana ao anaty Sambo fiara
Mirindra mira-zotra hatranihatrany
Tsy mihemotra raha sendra alon'drano
Voahantso 'zahay mahatoky voasafidy eh
Mihetsiketsika ny fiangonanay
Mihetsiketsika ny fiangonanay
Fiainana ao anaty Sambo fiara
Milamina tsy misy ohatr'izany
Fiainana ao anaty Sambo fiara
Mirindra mira-zotra hatranihatrany
Milamina tsy misy ohatr'izany
Mirindra mira-zotra hatranihatrany