Lyrics
Lasa niridana ka tsy tana rasipakely e
Namela ny namana sy ny akama ho manirery e
Tsy taitra ry tary fa izy avela hifalihavanja
Fa ho avy ny hafa fa raha ny tany tsy lany manja

Omena veloma izay tsy tamàna soava dia e e e
Tsy voangaly k'ho faty amin'ny hazo tokana anie ny aty e
Tsarovy ry angidina fa ny anio mbola ho vita ihany e
Ho avy ny tody ka any an-kady no hiafarany e

Lasa niridana ka tsy tana randrematoa ô
Namela ny zaza sy vady tiana hivaky loha ô
Tsy taitra ry tary fa raha ny angidina hita ihany e
Fa tsy maintsy midaboka any an-kady no hiafarany e

Fa ho avy ny tody ka any an-kady no hiafarany e

Lasa niridana ka tsy tana rakelifetsy e
Fa lany ny mamy ka miova vazo no metimety e
Tsy taitra ry tary fa any aoriana hifankahita
Ny ho avy hitsara fa tsy anenenana anie ny vita a

Similar Songs
Similar Song 1
Artist Name
Similar Song 2
Artist Name
Similar Song 3
Artist Name
Similar Song 4
Artist Name
Coming Soon
Our team is working on an algorithm to find similar songs that match your taste and preferences.