Indro atolotro ho anao ny fiainako
Tompo ô, mpanjakako, mpanavotro
Raiso hanjakao fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Ny androko sy izay rehetra eo amiko
Ny foko, ny saina sy fanahiko.
Raiso ampiasao, fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Efa misy lalana nataonao ho ahy
Amboary ny fo, hihaino anao hankato
Tano hanao izay sitrakao mandrakizay.
Indro atolotro ho anao ny fiainako
Tompo ô, mpanjakako, mpanavotro
Raiso hanjakao fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Efa misy lalana nataonao ho ahy
Amboary ny fo, hihaino anao hankato
Tano hanao izay sitrakao mandrakizay.
Ny androko sy izay rehetra eo amiko
Ny foko, ny saina sy fanahiko.
Raiso ampiasao, fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Raiso ampiasao, fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.