Hendry anie izay zanako izay
Hany fananako ka tena tsy foiko
Tsy misy hafa ô ny tarehinay.
Fa sombiniaiko anie ka kolokoloiko
(Mamy loatra ny menaky ny aina)
Mamy loatra ny menaky ny aina
(N'aiza n'aiza tsy miala ao an-tsaina)
Fa n'aiza n'aiza tsy miala ao an-tsaina
Ny salovan-tavan'izy ireny
(Ny salovan-tavan'izy ireny)
Fa na misaraka aza izany vatana ô,
Ny nofo no lovin'ny fasana
Ny fanahy hihaona hatrao.
(Mamy loatra ny menaky ny aina)
Mamy loatra ny menaky ny aina
(N'aiza n'aiza tsy miala ao an-tsaina)
Fa n'aiza n'aiza tsy miala ao an-tsaina
Ny salovan-tavan'izy ireny
(Ny salovan-tavan'izy ireny)
Fa na misaraka aza izany vatana ô,
Ny nofo no lovin'ny fasana
Ny fanahy hihaona hatrao.
Hendry anie izay zanako izay
Hany fananako ka tena tsy foiko
Tsy misy hafa ô ny tarehinay.
Fa sombiniaiko anie ka kolokoloiko
(Mamy loatra ny menaky ny aina)
Mamy loatra ny menaky ny aina
(N'aiza n'aiza tsy miala ao an-tsaina)
Fa n'aiza n'aiza tsy miala ao an-tsaina
Ny salovan-tavan'izy ireny
(Ny salovan-tavan'izy ireny)
Fa na misaraka aza izany vatana ô,
Ny nofo no lovin'ny fasana
Ny fanahy hihaona hatrao.
(Mamy loatra ny menaky ny aina)
Mamy loatra ny menaky ny aina
(N'aiza n'aiza tsy miala ao an-tsaina)
Fa n'aiza n'aiza tsy miala ao an-tsaina
Ny salovan-tavan'izy ireny
(Ny salovan-tavan'izy ireny)
Fa na misaraka aza izany vatana ô,
Ny nofo no lovin'ny fasana
Ny fanahy hihaona hatrao.
A/C:Razanakoto Emmanuel (feu) Père et Grand Père des membres actuels !