Ny eritreritra rehefa be loatra
Dia mitaridalana hoany ankotra
Mifanjevo eo e, ny tsara sy ny ratsyyy
Maaha kely hery, mandany vatsyyy
Fa'ny eritreritra rehefa tsy misyy
Dia niafarana no mitampify
Kaaa ny tonta, no avadibadikaa
Ny zava misy, tara ao ambadikaa
Faa mande hoaiza, ny fiainana an-tany
Raha tsy misy ny eritreritraa
Mihodina foana, ambony sy ambany
Satria misy ny eritreritraa
Faa mande hoaiza, 'ty fiainana ity
Raha tsy misy ny eritreritraa
Ho sarotra ho hita, ny tena fitiaaa
Satria misyy ny eritreritraa
Ny eritreritra rehefa milaminaa
Dia ny fiainana no indramina
Hitondra soa e, sy hatsarana
Izany no antony hihivavahanaa
Fa'ny eritreritra no mamosavy
Tsy mampatory, mampanonofy
Mitondra aretina maro sy rofyy
Faa mande hoaiza, ny fiainana an-tany
Raha tsy misy ny eritreritraa
Mihodina foana, ambony sy ambany
Satria misy ny eritreritraa
Faa mande hoaiza, 'ty fiainana ity
Raha tsy misy ny eritreritraa
Ho sarotra ho hita, ny tena fitiaaa
Satria misyy ny eritreritraa