Tosy
Hihira ho anao androany ry Ray Tomponay,
Hidera anao hatrany te-hamaly satria faly
Niantso ianao ka namaly aho fa sitra-po ny ahy
ny anaraka anao
Hampiray indray ilay fo sy fanahy
ho any aminao rahatrizay...
Hidera anao,
Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao
Ka hamelona indray ilay fitia izay maty tao aminay
Ka hivavaka tokoa, tsy hanam-paharoa
Ilay safidiko, ho any aminao...
Artist Name
Our team is working on an algorithm to find similar songs that match your taste and preferences.