He tonga izao ilay fotoana
Ela tokoa izay no niarahana
Izaho aloha tena nitia tokoa
Izaho dia manome toky andry
ataoko izay mahafalifaly andry
mba ho fifalian’ny tokantrano
ho fahasambarana tokoa ireny
Andeha hifankatia tsy hifanary sanatria
Izaho aloha dia manome toky
Sady mampanantena fahendrena
ary koa tsy mba ho tia tena
isika sy ianao tsy hifandao
fa hiaraka ary tsy hisaraka
fa toky omeko anao vady andefimandry
fa tsy haditra intsony aho
fa handinika ny ho avintsika hamiratra
fa hangataka anao mba ho vadiko
enga anie f’izay ‘lay voadiko
andeha hifankatia tsy hifanary sanatria
fa isika sy anao (tiako ianao )
Andeha hifankatia tsy hifanary sanatria
andeha hifankatia tsy hifanary sanatria
andeha hifankatia tsy hifanary sanatria
Hiaraka hatrizay doria ka