Izay ilay tsy mba voatononao
Mivalona ny taona, mifamahofaho.
Maisatra ny lela, tsy mahateny hoe:
Izay ilay tsy mba voatononao
Mivalona ny taona, mifamahofaho.
Maisatra ny lela, tsy mahateny hoe:
Malala, mitenéna moa akia, hoe:
’Zao alina izao, avia akia fihiniko ‘ndry !
Angamba raha mba notsoriko ny marina
Izay ilay tsy mba voatononao
Mivalona ny taona, mifamahofaho.
Maisatra ny lela, tsy mahateny hoe:
Malala, mitenéna moa akia, hoe:
’Zao alina izao, avia akia fihiniko ‘ndry !
Angamba raha mba notsoriko ny marina
’Zao alina izao, avia akia fihiniko ‘ndry !
Angamba raha mba notsoriko ny marina
VAHÖMBEY, Antsirabe – Madagasikara 12 aprily 2016
(Dika malalak'ilay hiran'i Tracy Chapman, "Baby, can I hold you")