Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ?
Sa hilaza milaza amin’ny loza ?
Tsy haiko izay any aloha fa manonja ny ndrisimbe ?
Mba mandeha ve ny business sa ?
Fa elah efa diso mety dia tsy matahotra diso be ?
Tu es mort d’amour beaucoup pour moi
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo aho milaza aminao fa mikasokasoka ny chérie
Malahelo aho milaza aminao fa maty kapoka ny chérie ooo
Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ?
Sa hilaza milaza amin’ny loza ?
Zakanao nga ny balahazo ?
Raha milentika anaty vovo ?
Trondro be an’ny be sanjila
Miditra be oa ny mangamanga
Mangana anaty ny hafa fijery
Be be tatenta fa ratsy tarehy
Manintona be elah fa be be vola
Kiala mihitsy no diso fandriana
Ka niongotra hatramin’ny « vis »-m-pandriana
Tsy haiko zoky na diso variana
Na izaho mihitsy koa no efa be sanjila
Malahelo aho milaza milaza aminao fa mitsatotsatoka ny taty
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo aho milaza aminao fa kalikaly be ny aty
Malahelo aho milaza aminao fa mantsimantsina ny rahampitso
Misy be kibo malama maina ao
Dia misy bogosy be tsy mitaingina
Miarakaraka be tsy misaina amin’ilay be nono be tsy misangy