Ny apis’nao mbola mandefa DM nefa efa marier
Vrai life ty fa tsy animé
Ra laozanao za dia mety anirery
Fa tsy esako loha f’aleoko ihany manao papier
Dépasser’ko navelako any ariana
Nareo tsy mety mahita rirany
Tsy ho takatrao tsuny aleo marihana
Tsy niova ny thème na rapena io na mélodie
Zay badman tsy miova mec eh
Fantany ouni ah dia ozy aho oe iza mou njy ?
Taloha izy monjy monjy sy miavona
Variana enao zao mahita anay mangirana
Ny vatany no hisarihany ahy
R’aty no hitsapa rano dia ifanena am pyranah
Manome aho tsy mila valiny
Ra sendra lavo aho dia firy no anampy dia firy aminareo ny ho faly
Tsy mapiditra tsuny fa ny cercle efa midy
Mafy tanaty pe-ra ouni ela fahiny
Zany ny EP gadona mbola tsy fahita
Ho apisehoako anao fa zay tsy vahiny
Zakai m’represent n’ghetto ooooh
Tsy niova ny thème na rapena io na mélodie
Zay badman tsy miova mec eh
Fantany ouni ah dia ozy aho oe iza mou njy ?
Taloha izy monjy monjy sy miavona
Variana enao zao mahita anay mangirana
Ny vatany no hisarihany ahy
R’aty no hitsapa rano dia ifanena am pyranah x2