Dia hoy ianao hoe avy etsy ho fihiniko
Dia nampianao ilay teny manambitamby
Hoe izaho mbola eto ihany.
Tsy nieritreritra aho fa tonga dia niantoraka
TSy mba nisaina hoe fitiavana sa fihantrana
Dia hoy ianao hoe avy etsy ho fihiniko
Dia nampianao ilay teny manambitamby
Hoe izaho mbola eto ihany.
Tsy nieritreritra aho fa tonga dia niantoraka
TSy mba nisaina hoe fitiavana sa fihantrana
Tsy ho tantin'ny saiko mantsy raha
Ho fihantrana fotsiny ihany
Aleoko irery tsy misy anao
Toa izay fihantrana avy aminao.
Aleoko irery tsy misy anao
Fa fitiavana madio mahaory ahy.