Am'fifaliana no hiderana Azy
Am'fihobiana no ankalazana
Isika rehetra no hiray saina
Hidera mafy ilay tompin'ny aina.
Am'teha-tanana, eo koa ny diha
Andao ho aseho fa iray isika ety ieh! iah!
Am'fifaliana no hiderana Azy
Isika rehetra no tokony hidera
Ny olana, io dia hianjera a!
Hiara-hidera, hiara-handihy.
Hatram'izay ary hitohy androany
Ny andro anio, ary ny ho avy
Ho atokan-tsika hiderana Azy!
Hatram'izay ary hitohy androany
Ny andro anio, ary ny ho avy
Ho atokan-tsika hiderana Azy ieh! iah!
Am'fifaliana no hiderana Azy
Isika rehetra no tokony hidera
Ny olana, io dia hianjera a!
Hiara-hidera, hiara-handihy.
Hatram'izay ary hitohy androany
Ny andro anio, ary ny ho avy
Ho atokan-tsika hiderana Azy!
Hatram'izay ary hitohy androany
Ny andro anio, ary ny ho avy
Ho atokan-tsika hiderana Azy ieh! iah!