(Matokia) Matokia an'i Jehovah,
F'aza miankina amin'ny fahalalanao
(Matokia) Matokia an'i Jehovah,
F'aza miankina amin'ny fahalalanao
(Aza manao anao ho hendry)
F'izay tiany re no faiziny
Maneke (maneke amin'ny alehanao rehetra f'Izy)
Matahora an'i Jehovah ka mifadia ny ratsy

(Raha latsaka am-po ny fahendrena)
Ka mamin'ny Fanahinao, dia:
Hiaro anao (Hiaro anao ny fisaina-mazava)
Ka hiambina anao ny fahalalana
Dia ho sambatra (Dia tena sambatra, ho sambatra ianao)
Sy ho ravo ny Fanahinao, ka:
Maneke (maneke amin'ny alehanao rehetra f'Izy)
Matahora an'i Jehovah ka mifadia ny ratsy
(Raha latsaka am-po ny fahendrena)
Ka mamin'ny Fanahinao, dia:
Hiaro anao (Hiaro anao ny fisaina-mazava)
Ka hiambina anao ny fahalalana
Dia ho sambatra (Dia tena sambatra, ho sambatra ianao)
Sy ho ravo ny Fanahinao, ka:
Maneke (maneke amin'ny alehanao rehetra f'Izy)
Matahora an'i Jehovah ka mifadia ny ratsy
(Matokia) Matokia an'i Jehovah,
F'aza miankina amin'ny fahalalanao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)