Tsy hangina aho fa hidera Anao ry Mpamonjy
Tsy hangina aho fa hihoby hatrany ilay vonjy
Hifaly aho, hiravo koa noho ny:

Hotantaraiko sy holazaiko am-paran-tany any e!
Jesoa Kristy nanolotra ny ainy nidina ambany e!
Mendrika haja, mendrika saotra Ianao ry Kristy

Ka hoderaiko sy hohiraiko hanako eran-tany e!
Ny famonjena izay vitanao natolotrao ahy e!

Ouh! Ouh!... Tsy hangina!
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)