-Ry Tompo tia, ry tsitoha ô!
-Esory aminay ny ota re! (x2)
-Fa re mbola reraka aho, sy fadiranovana e!
Havoty ny zanakao, Tompo ô!
-Fa eny fa afaka aho, sy efa voasasanao
Madio ny zanakao, Tompo ô!
-Ndeha isika hidera ny Tompo!
-Hankalaza ny anarany masina e!
Saotra dera laza aoka ho azy re! (x2)
Vonona hanaiky izay ampanaovinao
Mahatoky fa tsy hanome zava-dratsy ahy Ianao Jesôsy tsara ô!
Arovy amin'ny asan'ny Satana aho
Mahatoky aho fa ho voavolanao hitovy endrika aminao.
Tsy manaiky aho raha tsy avahinao
Ka izay rehetra vitako, dia raiso ho Voninahitrao Jesôsy ô! ôh!
Tsy manaiky aho raiso ho Voninahitrao.
Tsy leo nay io kôh rah afobe. (x2)
(Ou mba mba, ou mba mba, ou mba mba ou!)
(Ao mba mba, ou mba mba, ou mba mba ou!)
(Ao mba mba, ou mba mba, ou mba mba ou!)
-Miantso Anao Zanahary e! ny taninay fa mijaly e!
(Ao mba mba, ou mba mba, ou mba mba ou!)
(Ao mba mba, ou mba mba, ou mba mba ou!)(X4)