1:Efa napoizipoizipoiziko iany le tantara
fa izaho taty aoriana zay voa naharaka tsara
fa ianao any ambadika kay!
fa maninona kay, ianao no tsy miteniteny
ka dia lazalazalazao zay ao ao am-ponao
ka dia lazalazalazao zay ao ao am-ponao
satria 'zah ve tsy nanana
dia no sampananao teo ilay lalana
fa naleonao izy naleonao izy
nefa 'zah mba nanaja anao tamin'ny fo
nefa tsy tsapanao mihitsy zany
fa naleonao izy naleonao izy
Nahita olon-kafa ianao dia 'zah navelanao rery
satria 'zah tsy mavita mapiadana anao
ilay fitia nomeko fa voamay natosikao
2:O razazavavy rendrarendra ve no nanarinao ilay silampanahy
enao ve tsy mahalala oe marary fo zah
mba mieritrereta _iany aloha f'inao tsy foza
fa tianao 'zah anie matoa za miteny
fa indray andro any enao mbola hitady ahy
3: O ry kiala malala ah, 'zah mba manankambara
sa ve efa tafa dia lasa tsy mahalala tsony e!
nilaozaona ilay tanana, maika ianao ny ilalao
vola sy ny itaingina fiara,
ilay sangisangy fanao tsika fahiny
fa aleonao nisitaka nanalavitra ahy
4:Nanino kosa 'zah nilaozanao
ilay foko tianao toa nahilikao
tsy afaka manao ny sitraponao
dia natakalonao rendrarendranao
'za ve tsy manambola, oetin-tsika idola
tandremotandremo sao midona
satria ve za mahantra dia natakalonao