nanjary toa nampivoajamala e
tsisy fiadanana fa tena mijaly a,
fa hiaretana na dia hoe maharary miezaka hijoro, miezaka hitraka,
na dia betsaka ny manery tery
ireo olona akaiky efa nisitaka niala
fa mahatoky ny ambony fa tsy ho very.
fitiavan-tena sy fitiavam-bola no tena manjaka.
te anan-karena fa tsy mba nieritreritra anzay hiafarana.
"Tsy anaiky ho kivy fa indray andro any mbola ho tompon-daka ah"
"tsy anaiky ho resy fa indray andro mbola hangina reo be taim-bava"
fa efa fiainan'olona ambony tany zany,
ty manamaivana sy ty manambanimbany..
angina eo fona ireo rehefa malama
anaty V8 zay no manalanala ah
fa zao aloha mbola anaty ny ala
tsy anaiky ho kivy zany tsy ijanona
(fa iezaka hatrany aho mba ho tsara tsara)*2
Bridge : Fitiavan-tena sy fitiavam-bola no tena nanjaka....
Tsy anaiky ho kivy fa indray andro any mbola ho tompon-daka.....
"Isan'andro miketrika ny hatafa
fa ny fahavalo isan'andro
koa miketrika ny hatafitohana"
tsy maintsy hisy vokany foana
ny ezaka efa vita sy fitolomana,
na dia be panaratsy be panakora
ireny rehefa atsy ho atsy
ireo izay ty mpanatsatso sy be lonilony
ataoko izay hatafita vao may mivonto ny fony.
Bridge : Fitiavan-tena sy fitiavam-bola no tena manjaka....
fa indray andro any mbola ho "tompon-daka"......