Nannn nannnn nannnn my love, hmmhmm my love
Allo ! Hmmhmmm. Oouiii, coucouuuu, izy ihany ity e.
Shhh indry akia dia mahasosotra ery.
Shhhh aza mba mirediredy eo moa ry anona a
'Zany ve ? angaha kosa tsy hitanay ireny adinareo omaly ireny !
Hmmhmmm. Annn ? mbola dinihina izany kah !
Ahoana ? hmm hmm tsy mbola fantatra ho’aho. Eny e.
Nannnanannnn my love, hmmnnann my love
Allo ! Ouiii .... shhhh tena efa azoko tsindrimandry eo knouuu
Ahoana hoe ? fitiavana tsy manam-paharoa atolotro anao avokoa ?
Hay ve ianao ity tena poety be ohatr’zany e? Poety ho’ahofa tsy mpanet
Hmhmmm shh tsisy fisaorana e
Tssss aza mba manadrohadro eo moa ry anona aa
Nannnanannnn my love, hmmnnann my love
Allo ! ouiiii. Ayiiii efa mba noheveriko ho izy ery !
Izao moa ry anona a, aza mandefa telefonina aty am-piasana intsony akia fa jereo ange ny mason’ny ankizy ato an,
Raha vao maneno ny telefona dia aty amiko daholo
Shhh mizalonne daholo izy ho’aho.
Marina e, tsy hamaly tsony aho raha mbola miantso ianao fa… bon !
Mais oui mon petit chouchou adoré
Nannnanannnn my love, hmmhmm my love
Allo ! ouii . Hay ve e, hay ve i Jeannine ihany zao e
Manahoana i toi ry chérie
Shhhh ie.... shhh efa taitra be re ery akia ny foko.
Tadididin’i toi ve lay boay mba nangataka nandihy tamin’ny sabotsy iny ?
Hmmhmm, iny indrindra, lery kosa aloha mba bôgany ihany e,
Bôgany ho’aho. Bogosse zany ry toi a !
Shhh mahasosotra indray akia fa isaky ny iray minitra izy mandefa telefonina aty amiko ihany.
Mais c’est vrai ! je te jure !
Andraso fa omeko mihitsy akia ny asany.
Eny akia fa tsy maintsy mba mody mamolaka kely akia ry toi.
Hmmhmmm, veloma chérie, grosses bises.
Andraso f’omeko teny gasy mazava amin’izay !
Ianao ve tsy efa nilazako fa aza telefonena aty am-piasana intsony aho,
Tsy efa impiry ianao milaza fa…….
Heuhh heuuuu ..pardon pardon monsieur le Directeur