Na maro vehivavy eto ambony tany
Mitondra fahasambarana ny anilanao
Feno hafaliana tsy lany amamina aaa! ah!
Ouh!!! ouh! ouh!, oooh!!!
Hanaja anao 'zaho ry tiako!
Izaho tia!!!, ary ho doria
Ho andefimandriko ny faniriako anao cherie
Ireo mitady handrava tsy ataoko sakagna a a ah!
Fa fifanajana izay no hampaharitra a a ah!
Hiaraka aminao mandrak'izay
Na amin'ny mora na amin'ny sarotra
Hatram'izao tsisy mahasolo anao.
Na dia maro ireo nisopatra
Ny an-tsika efa mafy orina
Na dia maro koa ireo nandrava
Tsy hamela an-tsika ho rava.
Aza manahy fa 'zaho tsy hampijaly anao
Isika ho iray! eee! eh! eeeh!
Ho mandrak'izay! ôôôh! ôh! ôôôh!
Ny fo 'tsika roa efa mitambatra ho iray!!!
Omaly, anio ary ho mandrak'izay.
Hatram'izao tsisy mahasolo anao.
Na dia maro ireo nisopatra
Ny an-tsika efa mafy orina
Na dia maro koa ireo nandrava
Tsy hamela an-tsika ho rava.