Misy an'i Jesosy tsy mandeha sôlô
Na inona olana andalo oo!
Na ho rivo mahery na alon-drano
Fa ny tanany mahery no nihay ahy efa atramin'ny ela
I Jesosy sy ny anjely tsy mamelanay hianjera
Dia ho reraka eo Santana raha ijery anay ho resy
Fa efa feno fahagagana ny fiainanay misesy
Dia ho reraka eo Santana raha ijery anay ho resy
Fa efa feno fahagagana ny fiainanay mandresy
Fisaorana mitafotafo no atolotray
Miampy ranom-bavaka eee( ranom-bavaka eee)
Fisaorana mitafotafo no atolotray
Miampy ranom-bavaka eee( ranom-bavaka eee)
Misy an'i Jesosy tsy mandeha sôlô ,tsy mandeha sôlô, tsy mandeha sôlô
Misy an'i Jesosy tsy mandeha sôlô, tsy mandeha sôlô, tsy mandeha sôlô
Tombon'andro sy fahasalamana fanomezana avy amin'i Jesosy
Novahany koa ny fahantrana amin'izao efa feno ny paosy
Ho anao tsy ao anatin'izany mibebaka aloa dia eny zao
Fa efa misy fiadanana bé any ho any nomaniny irery ho anao
Dia ho reraka eo Santana raha ijery anay ho resy
Fa efa feno fahagagana ny fiainanay misesy
Dia ho reraka eo Santana raha ijery anay ho resy
Fa efa feno fahagagana ny fiainanay mandresy
Fisaorana mitafotafo no atolotray
Miampy ranom-bavaka eee( ranom-bavaka eee)
Fisaorana mitafotafo no atolotray
Miampy ranom-bavaka eee( ranom-bavaka eee)
Na anatin'ny jaly na anatin'ny mamy
Ny tompo tsy amelanao izany
Fa feno fitiavana Ilay Ray be fitia
Tsy mandeha sôlô ny miaraka amin'i Jesosy
Tsy mandeha sôlô miaraka amin'i Jesosy oa
Fifaliana, fiadanana, fanantenana
Fisaorana mitafotafo no atolotray miampy ranom-bavaka eee (ranom-bavaka eee)
Fisaorana mitafotafo no atolotray miampy ranom-bavaka eee (ranom-bavaka eee)
Misy an'i jesosy tsy mandeha sôlô, tsy mandeha sôlô, tsy mandeha sôlô
Misy an'i jesosy tsy mandeha sôlô, tsy mandeha sôlô, tsy mandeha sôlô