Tsy mba mahafoy, tsy mahasaraka
Dia hihaona Izaho sy ianao.
Isan'andro Aho mijery anao
Tsy mba mahafoy, tsy mahasaraka
Dia hihaona Izaho sy ianao.
Fa ny zanako tsy maintsy miakatra
Aza matahotra fa efa nofidiako
Tsy maintsy hifankahita isika
Tsy maintsy ho hitanao ny Paradisa.
Ny fitandremanao ny Didiko
Raha ianao tsy ho hariany
Fa efa nitondrako ny hazo fijaliany
Na dia nangirifiry aza niaretako
Ny fahitana anao no fahafinaretako
Fa ny zanako tsy maintsy miakatra (Tsy maintsy hiakatra any ianao!)
Aza matahotra fa efa nofidiako
Tsy maintsy hifankahita isika
Tsy maintsy ho hitanao ny Paradisa. (Tsy maintsy ho hitanao!!!)
Aza matahotra fa efa nofidiako
Ka tsy mba ho hariako (Efa hiverina aho!!)
Tsy maintsy hifankahita isika
Tsy maintsy ho hitanao ny Paradisa.(Tsy maintsy ho hitanao!)
Aza matahotra fa efa nofidiako
Tsy maintsy hifankahita isika
Tsy maintsy ho hitanao ny Paradisa!