Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana
Na malahelo, na koa tomany
Ny fiainantsika e, dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly

Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana (x 3)
HERY ("Hirahira sy mozika" - titre de l'album / 2002 - Studio DOSOL)
Auteur-compositeur : Hery RAKOTOARINIA