Fitiavana a!tsy hay tohaina
Sendra nandalo, nanosik'ahy
Mba ho namana nafinaritra ahy
Io fihetsikao hafaahaf'io
No nanintona ny masoko taminao
Io fihetsikao hafaahaf'io
No nanintona ny masoko taminao
Ny ahy sy ny anao tsy ho kilalao
Izaho sy ianao dia hiavotra
Na ho sarotra ny fiainana
Io fihetsikao hafaahaf'io
No nanintona ny masoko taminao
Io fihetsikao hafaahaf'io
No nanintona ny masoko taminao
Fitiavana a!tsy hay tohaina
Sendra nandalo, nanosik'ahy
Izaho tianao,omeo toky aho malala o!
Sady koa tiahy , foko tsy miova
Izaho tianao,omeo toky aho
Sady koa tiahy , foko tsy miova
Izaho tianao , omeo toky aho