Efa nandrasana isan’andro
Mino ahore!samy hahaty,sy hanaja..
’Ireo voady izay efa mafy
Ireto teny mamy,izay efa voatana
Adal’aho hoy ny ao an-trano
Ohatran’i zaza mirenireny
Milaza ny antsika sy anao
Ireo voady,f’izaho hanambady
Izaho mbola tsy azon-doza
Ny an-tsika eee!tena tsara
Asa koa,f’izaho no tena ts’isy anjara
Ireo teny mamy,zay efa voatana
Adal’aho hoy ny ao an-trano
Hoatran’i zaza mirenireny
Tsy ilaiko anao rah-aditra
Mandehana man-kany,tandremo very any!
Tsy ho voa na in-telo na in-droa
Fa hijery ireo joba misaina
Mba tsy ham-pitaraina tsy ham-pifer’aina an!
Avelao any izay m’seom’lay
F’isika tsy ho very tandify
Vodi-tsobika aza letsy,manana-tandrify
Nefa izany anie tsy ho zaka
Ny any aorina no,mety handa-tsa