Hafa mihitsy ny eo anilanao
Hafa mihitsy ny eo akaikinao
Indro atolotro izao , ho fanomezam-pitiavana ho anao!
Hafa mihitsy ny eo anilanao
Hafa mihitsy ny eo akaikinao
Indro atolotro izao , ho fanomezam-pitiavana ho anao!
Satria amiko ianao kintana , lay tiko hamihana ahy!
Ankafiziko ianao , rehefa 'lay mila ahy
Avy re ny lalako mba araho!
Takariko ny volana , hakako fihany a!
De zay kôzy miainga any , de tsy ahôko nie zany!
Ao mba tantarao , reo kozy miafina ao am-ponao!
Fa teboka tsisy faingo , aza ataonao hoe baraingo
Ny hiaraka aminao mandrakizay no tena hoe manaingo ny fiainako oh , ry fiainako oh , ouh ooh a!
Rehefa tonga ny maraina a! Le indraindra zah malaindaina ah anh!
Rehefa iny ah savilaina ah anh!
Hatsaranao tsy hay metarina a!
No hiraiko amty feoko efa farina a!
Raha ny fitiavako no velabelarina
Satria ny fonao mihitsy no tiko hangalarina , eya , oh ayy!!