Tsy maintsy mbola ho kobko ny tranonareo
Fa zah mbola matahotra an'i dadanareo
Na ho voatositosika aza , zah tsy ho leo , zah tsy ho leo!
Teteziko daholo 67 na Itaosy
F'enao oah tsiriritiko amin'ny "voayage de noces"!
Tsy hikiky tapa-kazo ah , f'iaraka amin'i Jesôsy , hiaraka amin'i Jesôsy e!
Satria zah oah lôve e! Tafalatsaka tanteraka aminaoo
Enao mba zanajôvy e? mampikaikikaiky anah toy izao!
Ozizy Shyn oe "OVERDOSE" e!
Avy ao am-po ny ahy ny kôzy e!
Manantena anle "la vie en rose"
Eh oh!? mamy loatra leitsy mamy keliko iny oh!
Eh oh!?tiko loatra fa tsy fanahy inina oh (×2)
Rehefa mifoha maraina aho d'efa mavitribitrika
Hitady anao hatraiza fa za kosa aloha tsy hingitrika
Hoe entiko amin'ny lifee enao , mampiaraka tandem a!
Aza ahilikilika fa "Hear a man say"
Fa za oah tena vonona mba marina mba eh!
Taratra hazavana enao dia manitra paillette e!
Satria zah oah lôve e! Tafalatsaka tanteraka aminaoo
Enao mba zanajôvy e? mampikaikikaiky anah toy izao!
Ozizy Shyn oe "OVERDOSE" e!
Avy ao am-po ny ahy ny kôzy e!
Manantena anle "la vie en rose"
Eh oh!? mamy loatra leitsy mamy keliko iny oh!
Eh oh!?tiko loatra fa tsy fanahy inina oh (×2)
Satria zah oah lôve e! Tafalatsaka tanteraka aminaoo
Enao mba zanajôvy e? mampikaikikaiky anah toy izao!
Ozizy Shyn oe "OVERDOSE" e!
Avy ao am-po ny ahy ny kôzy e!
Manantena anle "la vie en rose" (×2)
Eh oh!? mamy loatra leitsy mamy keliko iny oh!
Eh oh!?tiko loatra fa tsy fanahy inina oh (×2)