No nampandrenesana anay e
Fampilazana ny fahalasananao
Any ambany rangolahy any e
Izay no fiara hitondra anao any e
Any ambany rangolahy any e
Omaly hariva sahabo ho tamin’ny sivy
Nandondona tao am-bavahadinareo tao aho e
Mbola nanafosafo anao aho
Omaly hariva sahabo ho tamin’ny sivy
Nandondona tao am-bavahadinareo tao aho e
Mbola nanafosafo anao aho
Ndeha hankalaza ny fetinareo
Any ambany rangolahy any e
Izay no sahaza ny fetinareo
Any ambany rangolahy any e
Alaiko sary an'eritreritra sisa e
Ireo hariva menafifintsika taloha
Alaiko sary an'eritreritra sisa e
Ireo asiambaratelontsika roa tany aloha
No nampandrenesana anay e
Fampilazana ny fahalasananao
Any ambany rangolahy any e
Izay no fiara hitondra anao any e
Any ambany rangolahy any e