Ny antsoantsonao izay nitsahatra
Angamba tsy hanova ny anarako
F'any koa ny iriko ho anjarako
Angamba tsy hahaolo kianja
Satry foana hifalihavanja
Taloha aho , no tsy nahay nandinika izay voalazanao
Nanafina ny kitra mpahazo ahy
Kanefa dia aretina ilaina ny ahy
Taloha aho , no tsy nahay nandinika izay voalazanao
Nanafina ny kitra mpahazo ahy
Kanefa dia aretina ilaina ny ahy
Tsy mampihetry fahalalàna
Ndeha miriotra rehefa tsy tana
Tsy mifanery intsony isika
Fa tanteraho izay tena revinao
Taloha aho , no tsy nahay nandinika izay voalazanao
Nanafina ny kitra mpahazo ahy
Kanefa dia aretina ilaina ny ahy
Taloha aho , no tsy nahay nandinika izay voalazanao
Nanafina ny kitra mpahazo ahy
Kanefa dia aretina ilaina ny ahy
Inoako fa tsy handratra saina
Fa mampalady ireo marenina