Ny tany e!, ny tany a!, dia fandalovana ihany ah! (X2)
Mba saino ihany e!, (Ah!)
'Zay mba hiafarana! (X2) 're olona ôh!
Lehilahy mpanakarena iray
Sy rongony fotsy madinika
Ireo vola sy harena nananany e!
Laza sy haja koa be dia be
Nanjakazakany koa avy izany e! eeh! ee!
Nihevitra anefa ralehilahy
Fa havonjy azy izany e! eh!
Ny vola sy harena anefa aah!
Tsy havita izany e! (Izany e!(X4))
Niliba ihany e! eeh! (Ah!)
'Zay mba hiafarana e! (Ah!)
Any aoriana 're olona ôh! (Ah! aaah!!! ah!)
Tsy nihantra akory ralehilahy
Hitsakitsaka sy latsa oah!
No mba namaliany izany e! eeh!
(Eny e! eeh!, eny e! eeh! eee!!)
Raha tonga rafahafatesana a!
Ny harena sy vola tsy niakatra,
Fiainana hafa no hitany e!
Ny ankilany kosa niaina be;
Teo an-tratran'i Abrahama aah!
Ho any aho!(X2) eo an-tratran'i Abrahama!
Ho any aho!(X2) eo an-tratran'i Abrahama!
Jesôsy ihany e! eeh! (Ah!)
No afaka hampifaly a! (Ah!)
Izy irery ihany e! eeh! (Ah!)
No lalana mankany 're olona ôh! (Ah! aaah!!! ah!)
Ny harena sy vola anananao,
Sy hitahiany ny fiananao e! eeh! eeh!
(Eny e! eeh!, eny e! eeh! eee!!)
Jesôsy ihany e! eeh! (Ah!)
No afaka hampifaly a! (Ah!)
Izy irery ihany e! eeh! (Ah!)
Jesôsy ihany e! eeh! (Ah!)
No afaka hampifaly a! (Ah!)
Izy irery ihany e! eeh! (Ah!)
No lalana mankany 're olona ôh! (Ah! aaah!!! ah!)
Ho any aho!(X2) eo an-tratran'i Abrahama!