Tsy mba hitako ny hilazako ny hafaliako
sy ny haravoana nomenao ahy anio ty Jesoa
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana hafaliana ao an-tratrako
Hataoko ahoana no fitanisana ny fanomezanao
sy ny namelana ny fahotana rehetra vitako
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana hafaliana ao an-tratrako
zany indrindra no ifaliako sy andihizako
zany indrindra no ifaliako

fa manova sy mahasoa ny fiainana
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana hafaliana ao an-tratrako
Holazaiko sy hotantaraiko tokoa
fa anarana manan-kery manala ny manjo