Niady sy nekany iay Ny vady
Lachagn'izy sy hitako gny tany ombany
Sichy raha manjary gn'atao
F'izy avao no andohako ao.
Miacha Chaignà mieritreritran'azy
Ny torimaso sy hita akô raha voachazy
Mafy loatry gny mahazo an'ahy
Lany fagnahy mipodiana angahy.
Iaho 'zany dà manignan'azy e!
Iaho izany dà manignan'azy e!) (X2)
Ataoko ahoana 'zalahy ny fiainako izany?
Sichy andro miratry fa vonto tomany
Anao raika avao ny fagnafody
Ndre maro gny viavy mandalo ô!
Ny fitiavako anao sy atakalo ô!
Ndre maro gny 'sara bika a! aa!!
'Gny voadin-'sika efa vita.
Mandra-maty ny fagniriko ô! (x2)
Negnazy oah viavy Nadety e! ee! ee!
Iaho toa dà manignan'azy!
Negnazy anao mafraigny aho toa Nadety e!
Mipodiana, mipodiana, mipodiana angahy e!
Iaho 'zany dà manignan'azy e!
Iaho izany dà manignan'azy e! (X3)