(Fantatr’ialahy ve RANDRIAMISARA
Ilay tsy mba mitendry raha tsy Gitara
Ilay tsy mba mitsoka raha tsy farara)bis
(Vitsivitsy izahay no tonga aty
Fa ny sasany nandao ny Pays)bis
Nitady kandra nankany ampita
Nitady kandra fa tsy nahita
Fantatr’ialahy ve RANDRIAMISARA
Fa ny sasany nandao ny Pays
(Vaky ny sôva ka lasa hira vaky!)bis
[(Raha namorona ny Rezimanta
Dia nasiny Sergent,dia nasiany Lietnà
ho'aho Rafanjakana hoa)bis
Dia nasiany micro,Sôfera Jango
Dia nasiany sonnerie prrrrr!
Dia misokatra ny varavarana
Ho'aho TRAVOLTA ha!ha!)bis
["Hay ve ianareo ka ianareo
Mandihy disco,mandihy disco"(bis)
Mandihy disco,mandihy disco"(bis)]2 fois
["Izao indray ianareo ka ianareo
Mandihy reggae,mandihy reggae"(bis)
Ho'aho Rafanjakana hoa)bis
Dia nasiany micro, sôfera Jango
Dia nasiany sonnerie prrrrr!
Dia mikatona ny varavarana e!