RapGod milatsaka eo ambony Pégase
Apekaro, level God efa cent pour cent fa dégage
Tairo pihako zareo miseho ho kintana eo
Tao niperce elah fa tao tsy hita avy eo
Tsisy miantehitra loto sy vintana eo
Tsy mi cala na rookie na oldie
Son anay mendrika disque Goldy (han)
Anaty pe-ra zay no mono nivazo talohav
Fa izao niditra Dolby (han)
Cent pour cent ohatrany Saitama
Gety iray manimba ny Mc zanany miletika dia izaho no Padre
Punisher, Mpanafay aka 98
Hitanay ambany masque ny fake dia fucken′i ra Svarozic
Simba ny carotides, hatrany amin'ny cariotype
Mikorontana ny chromosomes ny opps dia ny veines any indray no voa didy
Cent pour cent, aka Mob psycho
Tsisy resaka lava aty, ny opps ataoko
Tana-e cello anaty saccoche
Anaty surface ialahy mi rate, Sancho izy
Za-za no tompon′ny moov dia za no Choice
Tsi-tsisy atahorako na roa izy
Fuego stud no anatin'ny Palais
Cent pour cent indray ny énergie
Tsy hitanao amin'ny TV, izahay indé
Tsy hita anatin′ny énergie
Cent pour cent indray ny énergie
Indépendant za nefa enervé
Manaikitra an′ireo ohatrany Akamaru ny crocs ako dia simba
Za no top, za mfuck, za no goat, zany ny dope, ty ny shots tsy mi floppe ny ekip
Plus deux pour cent indray ny level dia ny son tonga hatrany ampita
Miodina ohatrany Juggernaut
Feno son dia full ny anatin'ny note
Son ako sal, no overlap (Eh)
Izaho overcheated, badass, concu tao mi overlack
Tao very fanahy ny pe-ra fa japeko otrany overboard,
98, peaceful other goats, lalaoviko otrany amin′ny Overlord
Cent pour cent taijutsu vs Madara
Izaho lay lasa aloa mintsy no tsy arany dia nefa izay no mahatara azy
Mahatara azy aho dia taraiky izy
Ohatrany ny an'i Macron ny ahy ny temaina
Ohatrany ny an′i Bulma tamin'ny Beerus, izaho Vegeta super sayan
Posés, anaty château, anaty royaume, anaty Palais
Volume efa cent pour cent ny Rookit8 paré
Cent pour cent indray ny énergie
Tsy hitanao amin′ny TV, izahay indé
Tsy hita anatin'ny énergie
Cent pour cent indray ny énergie
Indépendant za nefa enervé