Tsy mitodika any ariana aho
Tsy midongy hiverina aho na
Ho hitantsika eo foana izay tsy
Tsy nividy likes aho zay vo
Zahay zao no avenir tsy midika
zany akory hoe zahay no fake
rehefa tsisy boom bap anaty
toetra ratsy kay mbola azo
Aza vahaina aloa ny foko raha
Hanao egotrip sa hiresaka
Miseo mahay trap fa nandalo
Andihizako ny prod satria
izaho koa nge mi assuraka
Eny andàlana aho antsoiny
Tsisy ambara hafa tsy "sura"
"Elah ve lay Nanté98, tairo lo
Asiako tsiky anaty sary dia
Fa aveo aho tonga saina fa tsy
nisy tena izy ireny tsiky ireny
Za tsy manao vava raha tsy
Arovako ny foko mba tsy ho
Za tsy manao vazo raha tsy
Voalohany aho nirap fa tsy
tamin'i mama fa tsy fantany
Raoviana vao hiafàra anaty
Raoviana vao ho tratrako ny
midoboka dia tsapako otrzay
dranomaso satria tsapako hoe
manery ana ny dingana efa
Avelako ny lasako de lalako no
Koboko hoe natao ho ana ny
Sarotra ny hiteny nety tsara
aho tamin isika vao voalohany
Sarotra ny hiteny nety tsara
aho tamin isika vao voalohany
hahitako azavàna satria reo
Voalohany aho ni rap fa tsy