Fa mba te ahalala hoe firy teo izao?
Ireo sipa efa niarahanao?
Corrine ,Sarah,Vaniah, sy ry Bao,
Jennie, Colette, Nanou, Lycra!
No mba notantarainao anà.
Telo,efatra tsy mihoatra!
Toy ny zavatra tsy tafa e!
Ka sao lany andro amin'izany!
Avelao any e! Avelao any e!
Eh izy izany hoe taloha e!
Tsy possible mbola hifoha!
Fa za tovovavy,tsy mila rafivavy!
Izikoa zareo ka mahavita e,
Dia aleo faragnana ny antsika!
Tsy misy alôha ,tsisy afara!
K izay tsy mahatanty no miala!
Miala a ! Mbô misy vava anao zegnyyy
Tantara tany aloha tany e!
Mbola bandibandy tamin izany e !
Amin izao fotoana cherie!
Aza mitady aretin andoha!
Eh, izy zany hoe taloha eee
Avelao any e! Avelao any e!
Eh, izy zany ho taloha eee
Tsy possible mbola hifoha!
Izay mombamomba anao tany e!
F'izay miasa ihany no tafita
Jereo ny fotoana tsy hitahita!
Ny fandriana miandry antsika!
Tsy possible himpody koa!