Injany manako any toa manako sesilany
Ilay vazo iray tsy ho lefy ao am-ponao
Hangina ny tomany , ny feonay hamalifaly
Kalokalonay tsy mety ho lany …
Barampa-rampa-rampa-rampa-rampa-rampa-rampa-rampa-rampam …
Shalala-lala-lala-lala-lala …
Misy vazo , vazo manja mankafizinao omaly
Hanjohy anao hatrany hatrany
Barampa à rampa à rampa … rampam …
Ny fiainanay , fiainan-tsotra tsy nisaraka hatrizay
Nivimbinanay ny vazo , hatrany ambanivohitra any
Ny horakoraky ny tary , ny daolan’ireo viavy , na ny tsikin’ny be lamba
Hatrany amoron-tsiraka any
Vazo manja mampiray , tsotsotra fa milay
( folo taona leitsy izay ! )
Folo taona leitsy ho’ah !
Folo taona leitsy izay no nivazonay
Ny vazo milay amin’ny Tanàna a !
Ny vazotsika tsy nasiana fisarahana fitia
Fa tsisy fiovana ilay diavolan-takariva
Revy manja manadala ny antsika ry malala a !
Izaho hiantso anao » allô ! » ( allô ! )
Folo taona leitsy ho’ah …
Folo taona leitsy Izay no nivazonay
Ny vazo milay lailailailay !
Souvenira milay no mbola ho vazoinay
Amin’ny folo taona iny ! ( … )