Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Mihobia fa teraka ny Tompo !
Miravoa fa afaka ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
He, ny fonay ravoravo ( he ny fonay ravo) !
Noely no tsaroanay izao (Noely no tsaroanay) !
Fa ny zanaky ny Avo (zanaky ny Avo)
No mitondra fiainam-baovao.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Ianao ry noely no andro tsara sady soa
Mifaly mihira hoe: Haleloia, Hosana,
ho an’Ilay Mpanjaka lehibe.
Mihobia fa teraka ny Tompo !
Miravoa fa afaka ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
He, ny fonay ravoravo ( he ny fonay ravo) !
Noely no tsaroanay izao (Noely no tsaroanay) !
Fa ny zanaky ny Avo (zanaky ny Avo)
No mitondra fiainam-baovao.
Mihobia fa teraka ny Tompo !
Miravoa fa afaka ny loto !
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso
Mpanadio sy mpanafaka Ilay Jeso