Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay
Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay
Matokia Azy na aiza misy anao
fa Izy hiahy ny fiainanao.
Izy Jehovah Rain’ ny famonjena
Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay
Matokia Azy na aiza misy anao
fa Izy hiahy ny fiainanao.
Izy Jehovah Rain’ ny famonjena
Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay
Jehovah hiaro anao Jehovah
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao Izy
Hiaro na mivoaka na miditra
hatramin’izao ka ho mandrakizay
hatramin’izao ka ho mandrakizay
hatramin’izao ka ho mandrakizay