Je ne suis pas encore majeure
Tiako papa, tsy misy ankoatran’i Nindriko
Ireo io niteraka nahabe zà
Nitomany zà ampanginindreo
Malahelo zaho tambitambezindreo
Meva ny managna Ray sy Reny
Je voudrais que vous me benissiez
...(Je t’aime maman, même toi aussi papa)...
Tiako anareo fa tsy misy agnabon’i mamako
Satria izy niteraka nahabe zaho
Nitomany zà ampanginindreo
Malahelo zaho tambitambezindreo
Meva ny managna Ray sy Reny
Tiako baba, tsy misy ankoatran’i Nindriko
Ireo io niteraka nahabe zà
Nitomany zà ampanginindreo
Malahelo zaho tambitambezindreo
Meva ny managna Ray sy Reny
Sambatra ny managna Ray sy Reny
Tsara ny managna Ray sy reny (Tiako baba, tsy misy ankoatran’i Nindriko)
Mahafinaritra ny managna Ray aman-dReny (Ireo io niteraka nahabe zà)
Soa ny managna Ray sy Reny (Nitomany zà ampanginindreo, malahelo zaho tambitambezindreo)
Sambatra ny managna Ray sy Reny (Meva ny managna Ray sy Reny)
Meva ny managna Ray sy Reny