Tsy diny ka aza arahinao tsiny
Zanak'i mama kely tsy anadahy
Ananaovako azafady rô zalahy
Eh ka rarana, rarana rô iaho Abako ô
Avelao iaho hiaina amin'ny tiako ô
Zanak'i mamakely tsy anadahy
(Izy zanaka rafin'i Niny e)
Zanak'i mamakely tsy anadahy
(Izy zanaka rafin'i Niny e)
Eh ka rarana, rarana rô iaho zalahy
Eh ka rarana, rarana rô iaho zalahy
Manafo tovolahy tsara fanahy
Aza viniranao iaho Endry e
Maneva vinantonao izy iny
Tsy izy no diso ka omenao tsiny
Zanaka rafy vavy nanjary vinanto
Eh ka rarana, rarana rô iaho Endriko ô
Avelao iaho hiaina amin'ny tiako ô
Zanak'i mamakely tsy anadahy
(Izy zanaka rafin'i Niny e)
Zanak'i mamakely tsy anadahy
(Izy zanaka rafin'i Niny e)
Eh ka rarana, rarana rô iaho zalahy
Eh ka rarana, rarana rô iaho zalahy
Manafo tovolahy tsara fanahy