K'aiza k'aiza dôly, Ao ve?
Efa ato anatiny ato daholo ve
Sao mbo taraiky any ho any a
K'aiza k'aiza ho 'aho, ao ve?
Salama tsara tsy marofy a.
Tsaky koa efa manentoento
Tsy azon-tsampona tsy misy pepo
Draisy, miaka-dapa indray ry reto ô
Manainga be ny drafitra eto ô
Dokafan-dava tsisy farany otran'ny cvo
Efa ato anatiny ato dôly ve
Sao mbo taraiky any ho any a
K'aiza k'aiza ho 'aho, ao ve?
Salama tsara tsy marofy a.
K'aiza k'aiza dôly, Ao ve?
Raha misy roa na telo d'efa eto ô
Loha-lisitra tsy miala par defaut
Mpiara-mitolona tsy misy solo
Tsy sasatra manangana ôtran'i Pedro
Na henjana na mazana ny fiainana eto ô
Mi-battre na vam na moto,
Tsiazotafo hatrany Ambohidrapeto ô,
Sektambra sy rasta mameno ny réseau
Efa ato anatiny ato dôly ve
Sao mbo taraiky any ho any a
K'aiza k'aiza ho 'aho, ao ve?
Salama tsara tsy marofy a.
K'aiza k'aiza dôly, Ao ve?