Aza fantatro anie ny adiresinao iny e
Fa amangivangiko anao ô, ôh matetika ange
Aza fantatro oah! ny telefônao iny e
Fa andaniko 25 unité amin'ny télécarte e (x2)
Ny tsikitsikinao iny ihany koa
Ny hevitra ambaranao amiko ange
K'izany no nahatonga anah
Hisarizoro aminao zah oeh
Amin'ny atin-akanjonao any e
Ny amin'ny atin-akanjonao any e
K'aza hodianao fanina izany a
F'isika sy ianao no mitambatra anie
Dia ho tonga amin'ny tanjona irina oah
Ho eny an-tany ny sambatra e (x2)
Manao dômy ny mpifankatia
Ianao no mitela ny double enina
Na manao ramy oah ny mpifankatia
Tsy maninona efiko trefla ô
Tsy anampina ary tsy analana oah
F'efa matotra tsara e (x2)
Aza atao an'izany aho oah chérie chérie e!
Aza hodianao fanina izany ity foko ity!
Aza angaringariana sy iavonavonana aloha zah oeh!
Fa rehefa mitsika aho oah dia mba valio (x2)